|
Sorry nothing tagged here yet!
Sorry nothing tagged here yet!
Sorry nothing tagged here yet!

Posted By: tatisy
Posted On: Oct 3, 2008
|
|
|
Le café Condom du Vietnam et le café Salud de La Havane à Cuba, vous connaissez? Peut être... peut être pas. Ce sont des cafés qui ont été ouverts à l'initiative des Médecin du monde avec la collaboration du département de promotion et d'éducation pour la santé dans ces deux pays ....... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Sep 17, 2008
|
|
|
Fitiavana ve? Raha mandinika ny fomba fitaiza eto aho dia toa ny 'je t'aime' sy ny 'bisous' no betsaka fa ny atiny toa poakaty fotsiny. Betsaka amin'ireo ankizy amizao fotoana no mipetraka any @ foyer, na any @ famille d'accueil noho ny antony maro. Ireo izay mipetraka amin'ny ray aman-dreniny...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Sep 6, 2008
|
|
|
Industrialisation potentiellement néfaste pour les designers! IKEA c'est l'empire suédois des décors pas cher adopté par toutes les catégories sociales, de Roumanie en Arabie Saoudite. Pas une seule fois dans les innombrables maisons que j'ai visitées au cours de ces dernières...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Aug 31, 2008
|
|
|
Jerevako teto ny làlana, raha tsy izy mantsy tsy ahitan-javatra toy itony, sotsa e! Mandehana eto raha te ahalala bebe kokoa, Ireto avy aza ireo nahafinaritra ahy, -Le blog du moderateur; franchement c pas mal du tout: http://moderateur.blog.regionsjob.com/ A consulter sans...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Jun 18, 2008
|
|
|
K'aiza k'aiza daholo hoy ny tanora izay!!! Elaela tsy heno ny blaogasyfera an... Hanao resakin'ny tenda sy noana aho r'ikala androany. Asa ianareo rehefa any am-piasana ireny na rehefa mandeha mirozy ka reraka iny dia manavisavisa ny sakafo hohanina avy eo. Tampoka teo androany...matetika...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: May 21, 2008
|
|
|
Io i Kamba, zazakely herintaona, manana anabavy kambana aminy! 2o taona ny reniny ary mananon-tena izy. Hetraketrakin'ny natiora no nahasimba ny tarehiny toy izao Saingy matoky toa anao aho fa misy ny vaha-olàna Ho fanampiana azy ny namana eto amin'ny blaogasyfera dia manao antso avo hanao...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Apr 11, 2008
|
|
|
1 word= 20 grains 5 words= 100 grains Mandraisa anjara mba hanafoana ny fahantrana, raha marina ny valin-teny atolotrao dia manome voam-bary 20 ho an'ireo olona tsy manan-ko hanina ianao. Raha mahita valin-teny marina 5 kosa dia 100 ny isany voam-bary atolotrao. Maimaim-poana sady...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Apr 7, 2008
|
|
|
Récemment, on en a beaucoup parlé du chef de la police municipale des Lilas, Arnaud Libert (je ne sais pas dans les médias mais autour de moi , si), comme quoi il utilise une manière trop violente pour corriger/redresser/ éduquer les jeunes de la cité. J'ai vu la fameuse agression sur...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 28, 2008
|
|
|
Ty zaza ity ry zareo dia ao amin'ilay "oui" a! ... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 21, 2008
|
|
|
C'est le printemps, il est temps de faire le grand ménage, d'abuser du chocolat, sortir les petites jupettes vive le vent ... s'amuser car c'est la RNS à Vichy (et pour combien de temps encore?) Dia samy ho Tratry ny Paska daholo! Maty fa mbola hitsangana indray Jesosy? izay tokoa moa...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 16, 2008
|
|
|
Tratra Tagy indray aho e!!! kala Maintikely no nitifitra azy avy any... Raha ny tena izy dia bala polesy 2 be izao no tokony avoaka eto saingy rehefa tena nadinika aho dia tsy mbola feno tsara ny blaogiko ahafahako mikaroka izay tsiaro taloha tany. Dia aleo misaoty épisode dia avy dia...... [view]
|
|
1 2 »
|